| Entry | 1 fotetaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Loto mitakovana toy ny fotaka malemy mipetaka amin' ny tena
4 Zavatra mitsiranorano raraka amin' ny taratasy na amin' ny tany ka mandoto 5 Fahapotrahana ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony [1.1] |
| Explanations in English |
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|