| Entry | 1 fotafota | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 3   Fandraisana zavatra (indrindra ny sakafo) amin' ny tanana tsy madio ka manafotetaka izany amin' ny tena na amin' ny manodidina ny tena. [1.1] | 
| Explanations in English | 4   slaver, spittle. Generally used of such as is produced in anger or from eating voraciously. [1.2] | 
| Derivatives | 
 | 
| Anagrams | 19 fotafota, 20 tafotafo, 21 tofatofa | 
| Updated on 2025/09/19 |   |