| Entry | 1 foserina |
| Root | 2fositra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4Loahana: Nofoseriny tamin' ny homamanta ilay hazo ka loaka.
5Ahodina, kosehina ao anaty, dilorina: Fosero itỳ hazo ity hiteraka afo. 6Atao haingankaingana: Nofoseriny ny raharahany ka tsy hita akory dia vita. [1.1] |
| Explanations in English |
7to be rubbed to produce fire..
[1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 foserina, 13 ranofesy, 14 rofesina |
| Updated on 2025/09/12 |
|