|
|
|
|

Entry1  forosety
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fitaovana madinika amin' ny sakafo, mirantsana telo na efatra, atao fandraisana na fitsindromana solon' ny tanana, ataon' ny olona koa hoe sotrorovitra [1.1]
Explanations in English  4 a table fork [1.2]
5 a fork for eating [1.7]
Explanations in French  6 fourchette [1.8]

Updated on 2025/09/12