| Entry | 1 foronina |
| Root | 2 forona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao misy, nefa tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny hevitrao, izao tontolo izao?.
5 Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto / Inona izany kilalao noforonin' Isambilo izany?. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be formed, to be fashioned, to be created..
[1.2] 7 to be created to be formed or fashioned. [1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on crée, qu'on forme, qu'on invente.
[1.8] |
| Morphology |
|
| All compound words | 13 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|