Entry forongo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan-javatra miaraka amin' ny tena, entana tsy mahasaraka na iadidiana: Ny kitapo, solaitra, pensily, boky... no forongon' ny mpianatra [Rajemisa 1985]
French translation   accessoire [SLP: Voambolana]
Synonyms   firongo

Updated on 2010/01/22