|
|
|
|

Entry1  fonosim-bato, haham-bato
Elementary words  2  fonosina, 3  vato, 4  hahana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  enti-milaza hafatra tsy niova, voatahiry tsy nisy nahafahana [1.1]
Explanations in French  7  C’est une pierre quand on l’enveloppe, c’est une pierre quand on la découvre ; fig. qui ne change pas, qu’on conserve intact [1.3#817]
Examples  8  Tany aloha dia ondrilahy be hofaka mihitsy no aterina fa tsy vodiondry vola ; fa tatoaoriana dia vola fonosina voro-damba betsaka sady ampiana vato fehezina mafy dia mafy. Izany hoe “Fonosim-bato, aham-bato.” [1.437]

Updated on 2025/09/12