| Entry | 1 fononteny |
| Elementary words | 2 fono, 3 teny |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy
[1.1] |
| Explanations in French |
6 parenthèse
[1.13, 1.5] |
| Vocabulary | 7 Linguistics |
| Analogs | 8 fonontenymahitsy, 9 fonontenymaranitra |
| Tables and plates |
10 Punctuation marks and other marks |
| Updated on 2025/11/17 |
|