|
|
|
|

Entry1  Foloalindahy
Elementary words  2 folo, 3 alina, 4 lahy
Part of speech  5  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  6 anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina). [1.1]
Explanations in English  7 the one hundred thousand men, which is the name given to the army.. [1.2]
Explanations in French  8 cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats. [2.415]
Examples  9  Tsy ravàna ny foloalindahy fa ampitomboina. [2.508#]
10  Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy! [2.298#]
Vocabulary  11  Military

Updated on 2025/09/12