Entry folaho (folaka)
Part of speech   imperative of passive verb folahina [list]
Examples  
1Folaho ny lambanao [Rajemisa 1985]
2Folaho io rotsakazo io (Pliez cette badine) [Abinal 1888]
3Folaho ny lambanao (Retroussez votre lamba sur l’épaule) [Abinal 1888]
4Folaho ny zanakao (Corrigez votre enfant) [Abinal 1888]
5Koa tapaho sahady raha tsy ho zaka, folaho eto raha tsy ho vatra. [Ndemahasoa: Antakay, page 42]
Other spellings  

Updated on 2017/07/12