| Entry | 1 fola-bango |
| Elementary words | 2 folaka, 3 bango |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 anisan' ny bango volon' ny Ntaolo raha misaona izy enti-milaza ny tsy maintsy itenenan' ny mana-manjo eo amin' ny fandevenana ny havany, indrindra raha ray aman-dreny hajaina no Lasa [1.1] |
| Explanations in English |
6 A mode of plaiting the hair on attending a funeral. [1.2] |
| Vocabulary | 7 Hairstyles |
| Updated on 2025/09/12 |
|