| Entry | 1 fofosarita |
| Part of speech | 2 interjection [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a term of malediction
[1.2] |
| Explanations in French |
5 Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture!
[1.3#178] |
| Updated on 2025/09/12 |
|