| Entry | 1 foforina |
| Root | 2 fofotra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Hetsehina mba hamoaka rivotra hitsoka afo: Tsy mbola azo foforina ny tafoforana
5 Hafanaina: Efa nofoforinao tsara ve ny vy? 6 Ampiasaina tsara: Tsy nofoforinao loatra ireto mpianatra ireto ka eo ho eo ihany ny fahaizany 7 Asiana, velezina: Nofoforiny tamin' ny tehina ny zanany [1.1] |
| Explanations in English |
8 to be blown by bellows, as the fire, etc.
[1.2] |
| Explanations in French |
9 qu'on agite pour souffler, qu'on chauffe: Tsy mbola azony foforina ny tafoforana (Il ne peut pas encore faire mouvoir le soufflet) ~ Tsy mbola no foforina tsara ny vy (Le fer n'a pas encore été bien chauffé)
10 qu'on active: Tokony nofoforinao kely ireo mpiasa ireo (Il vous faut activer un peu ces travailleurs) 11 à qui on donne un coup: Nofoforiny tamy ny tohina izy (Il lui a donné un coup de canne) [1.3] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 16 fiforona, foforina |
| Updated on 2025/11/17 |
|