|
|
|
|

Entry (1/2)1  foaraka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Omby novonoina ho sorona mba tsy hisian' ny loza intsony aorian' ny fandevenana ny maty [1.1]
Explanations in English  4 the beef used in the ceremony of the afana. [1.2]
All compound words  5 henam-poaraka

Entry (2/2)6  foaraka
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 zavatra simbana na mpombaina ny maty, babo [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  9 arafoka, 10 arak-afo, 11 foaraka

Updated on 2025/11/13