| Entry | 1 fizozozozo |
| Root | 2 zozozozo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 toetran' ny rivotra mizozozozo, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny raha mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo [1.1] |
| Explanations in French |
5 Manière de bourdonner, de bruire, de siffler [1.3#876] |
| Examples |
6 Ary nanarakaraka ny afo nisy fizozozozo malefaka sy malemy.
[2.996#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|