| Entry | 1 fizika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran' ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka mety hanova ny bika aman' endriny fa tsy manova ny maha-izy azy
[1.1] |
| Explanations in French |
4 physique
[1.13] |
| All compound words | 5 4 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|