| Entry | 1 fizaha |
| Root | 2 zaha |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mizaha na mandeha hijery; mitady [1.1] |
| Explanations in French |
5 Ce qu’on peut regarder, manière de regarder [1.3] |
| Examples |
6 indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman' izay azon' izany.
[2.996]
|
| Anagrams | 7 fihaza, 8 fizaha, 9 hazafy, 10 Zifaha |
| Updated on 2025/09/12 |
|