|
|
|
|

Entry1  fivozezehana
Root  2 vozezika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiavosana, fifanongoavana:
5 Ny fivozezehan' ny boky eo ambony latabatra
6 Fahatongavana mirohotra maro be:
7 Tsy hita holazaina ny fivozezehan' ny ankizy teo amin' ny nisy an' ireo olona niady [1.1]
Explanations in French  8 L’entassement, l’action d’aller, d’arriver en foule, le lieu [1.3#864]

Updated on 2025/11/17