Entry fivorovoroana (vorovoro)
Part of speech noun
Malagasy definition Fikorontanana, fisafotofotoana, fisaritahana: Mahasosotra ny mijery itỳ fivorovoroan' ny akanjonao [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23