Entry fivoriana (vory)
Part of speech noun
Malagasy definition Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay
¶ Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena [Rajemisa 1985]
English definition a meeting, a gathering; [Hallanger 1973]
French definition réunion, assemblée [Hallanger 1974]
Analogues  fivoriambe

2009/11/06