|
|
|
|

Entry1  fivoizana
Root  2 voy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso ny lakana ary kapohina mandroso kosa raha tiana hiverina ny lakana. [1.1]

Updated on 2025/09/12