| Entry | 1 fivitranana |
| Root | 2 vitrana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin' ny fivitranany angaha izy no mety ho rovitra.
5 Firindrana: Irina ny fivitranan' ny fihavananareo. [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|