|
|
|
|

Entry1  fivikiviky
Root  2 vikiviky
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana
5 Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena [1.1]
Synonyms  6 fivikivikiana

Updated on 2025/11/17