|
|
|
|

Entry1  fivikinana
Root  2 vikina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray: Ilana tanfaka ay halavana ny fivikinana
5 Fitsipahana, fipihana: Ny fivikinan' ny sahona [1.1]

Updated on 2025/09/12