|
|
|
|

Entry1  fividy
Root  2 vidy
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mividy.
5 Azo vidina. [1.1]
Examples  6  ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59#]
7  Raha vinanto tsara fividy ka mitondra ny matomperiny ary mivimbina ny trafony dia tsy mba vinanto fa isan-janaka indrindra. [2.436#]

Updated on 2025/11/02