|
|
|
|

Entry1  fiverenana
Root  2 verina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako
5 Fahatongavana indray amin' ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro
6 Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan' ny lohataona izao
7 Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mihira ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiverenana noho ny andininy [1.1]

Updated on 2025/09/12