Entry fivatra (vatra)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny olona mivatra, izany hoe misy dian-kapoka na diam-patorana, mivanditra azon' ny famelezana [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23