|
|
|
|

Entry1  fivarorahana
Root  2 varoraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiketrahana, fiborahana sy fivahana, figedragedrana: Nihomehezan' ny ankizy ny fivarorahan' ny pataloany
5 Fahakiviana, fahaverazan-kevitra: Tsy hay lozaina ny fivarorahan-dRakoto raha nandre io vaovao ratsy io [1.1]

Updated on 2025/09/12