Entry fivarerahana (vareraka (reraka))
Part of speech noun
Malagasy definition Fiborotsahan' ny akanjo mirefarefa: Oadray itỳ fivorerahan' ny akanjon' Ikoto!
¶ Fiboretahana kivy sy ketraka tsy mampiseho herin-tsaina: Akory ny fivarerahan-dRasoa nandre ny tsy fahafahan' ny zanany fanadinana [Rajemisa 1985]
French definition le débraillement, le découragement, le motif du débraillement ou découragement [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31