| Entry | 1 fivanikana |
| Root | 2 vanika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fampisehoana ny nify, na ho fihomehezana tsotra na ho mari-pahatezerana.
5 Tsy fahakombonan' ny vava noho ny harerahana mafy. [1.1] |
| Anagrams | 6 fikavinana, 7 fivanikana |
| Updated on 2025/09/12 |
|