|
|
|
|

Entry1 fivalozana
Root  2valo
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana.
5Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao. [1.1]
Explanations in English  6a change of sentiment; regret, repentance. [1.7]
Explanations in French  7repentir, pĂ©nitence. [1.3#176, 1.8]
8Action de demander pardon. [1.3#176]
Examples  9 Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa. [2.857#176]
Vocabulary  10 Emotions

Updated on 2025/09/12