|
|
|
|

Entry1  fitsoriahana
Root  2 tsoriaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan' ny rano eo amin' ny elatry ny vorombazaha.
5 Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan' Ikoto.
6 Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan' ny mpangalatra tany ambadiky ny trano. [1.1]
Synonyms  7 fitsoriaka

Updated on 2025/09/12