|
|
|
|

Entry1  fitsopitsopiana
Root  2  tsopitsopy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fahalefadefahan' ny hazavana: Arakaraka ny fanatonan' ny maraina no anamarihana ny fitsopitsopian' ny kintana [1.1]

Updated on 2025/09/12