| Entry | 1 fitsofohana |
| Root | 2 tsofoka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny fitsofohan' ny tongotra ao anaty kiraro.
5 Fisisihana: Ny fitsofohany tao anatin' ny vahoaka no tsy nahitana azy. 6 Fiditridirana amin' ny zavatra mikasika ny sasany, fitsabahana: Tsy rariny izao fitsofohanao amin' ny raharahan-tokantranonay izao. [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|