|
|
|
|

Entry1  fitsobohana
Root  2 tsoboka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fitana, firobohana: Raha ho erỳ an-dafin-drano ianao, eto no fitsobohana fa marivo ny rano eto
5 Fidirana: Voarara ny fitsobohana ao amin' io trano io fa nisy matin' areti-mifindra tao [1.1]

Updated on 2025/09/12