| Entry | 1 fitsoahana |
| Root | 2 tsoaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 fialan-javatra amin' izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan' ilay nifiko
5 Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan' ireo gadra vahiny roa lahy 6 Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin' ny teny natao izao; izany no ilay nolazain' ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato [1.1] |
| Anagrams | 7 fitosahana, 8 fitsaohana, 9 fitsoahana, 10 tafahosina |
| Updated on 2025/09/12 |
|