Entry fitsirihana (tsirika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fizahana mba hijery: Misaotra amin' ny fitsirihanareo anay aty an-trano
¶ Fandalovana mijery: Amin' ny 9 maraina ny fitsirihan' ny dokotera ny marary isan' andro
¶ Fanarangaranana: Tsy azonay ekena ny fitsirihan' ny zanakareo anay rehefa misakafo [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23