| Entry | 1 fitsirakaraka |
| Root | 2 tsirakaraka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny volo mitsirakaraka, mitsirakorako, misafotofoto, misaritaka [1.1] |
| Synonyms | 5 fitsirakorako |
| Anagrams | 6 fitsikarakara, 7 fitsirakaraka |
| Updated on 2025/09/12 |
|