| Entry | 1 fitsinkafonana |
| Root | 2 tsinkafona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fihevahevana eny ambony rano tsy mety milentika:
5 Ny mahatonga ny fitsinkafonana, dia noho ny tenan' ilay zavatra maivana noho ny rano 6 Fitrangan-javatra nafenina ho hitan' ny be sy ny maro: Menatra tsy te hijery olona izy noho ny fitsinkafonan' ny lainga be nataony [1.1] |
| Updated on 2025/11/17 |
|