| Entry | 1 fitsinginana |
| Root | 2 tsingina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandraisana (zavatra) amin' ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto
5 Fakana izay voafihina amin' ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|