| Entry | 1 fitsingatotra |
| Root | 2 tsingatotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra na olona mitsingatotra, izany hoe potraka ka miainga ny ilany vao mianjera na lavo mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|