|
|
|
|

Entry1  fitsimbinana
Root  2 tsimbina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty
5 Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao
6 Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra [1.1]

Updated on 2025/09/12