| Entry (1/2) | 1 fitsimbadihana |
| Root | 2 tsimbadika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny
5 Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy 6 Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao [1.1] |
| Entry (2/2) | 7 fitsimbadihana |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in French |
9 transposition
[1.13] |
| Vocabulary | 10 Mathematics: geometry |
| Updated on 2025/11/17 |
|