Entry | 1 fitsilailaizana |
Root | 2 tsilailay |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy ny fitsilailaizana eny ambony ahitra Fitaredretrana, fitsiredaredana: Ny fitsilailaizana fomban' ny kamo [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |