| Entry | 1 fitsikarohana |
| Root | 2 tsikaroka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay
5 Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|