|
|
|
|

Entry1  fitsikarakara
Part of speech  2  noun
Root  3  tsikarakara
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny tenony na ny rariny ka hita ny ao anatiny: Tsy tiako ity lamba ity noho ny fitsikarakarany

Anagrams  5 fitsikarakara, 6 fitsirakaraka

Updated on 2025/09/12