|
|
|
|

Entry 1  fitsidihana
Root  2 tsidika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihanaihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy haleha
5 Fisehoana kely na fijerena eo am-baravarankely: Fitsidihako teo am-baravarankely no nahitako azy terỳ amoron-dalana toa miandry olona
6 Fanombohan' ny andro na ny fizaran-taona iray: Voalohandohan' ny septambra indrindra tamin' izay, fitsidihan' ny lohataona [1.1]
Explanations in French  7 action de visiter en passant, le lieu [1.3#763]

Updated on 2026/04/27