|
|
|
|

Entry1  fitsetsahana
Root  2 tsetsaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Firehetana haingana: Tsy mahagaga raha trano tafo bozaka dimy no may tao anatin' ny adiny iray noho ny fitsetsahan' ny afo.
5 Famaliana haingana: Tsy fitsetsahambavan' olona lahy iny Ramatoa iny!. [1.1]

Updated on 2025/09/12