|
|
|
|

Entry1  fitsetahana
Root  2  tsetaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiadiana tsara, fifanentanana: Ny fitsetahan' ny peratra amin' ny rantsantananao no omantarana fa antonona anao tsara ilay izy [1.1]

Updated on 2025/09/12