| Entry | 1 fitsentsitra |
| Root | 2 tsentsitra |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitsentsitra, izany hoe mitroka ranon-javatra amin' ny vava Azo tsentsefina: Vatomamy fitsentsitra itony fa tsy fitelina avy hatrany akory [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|